logo KOBABY

Actualité

Vidéos

Mini reportages

Press Book

Projet Kobaby
Projet Kobaby1 hour ago
●Manodidina ny 294 ny karazam-borona eny amin’ny lanitra malagasy, ka ny 108 amin’ireo dia tsy hita any amin’ny firenena hafa .

●Miisa 217 ny karazana tanalahy misy eto Madagasikara ary ny 96 anin'ireo dia zanatany eto amintsika avokoa. Mizara ho taranaka 4 izy ireo dia ny tanalahy (Calumma), ny sakorikità (Furcifer), ny rakolaka (Brookesia) ary ny “Palleon”. Anisany biby arovana ny tanalahy mba tsy ho lany taranaka .

●Manodidina eo amin'ny 1 300 eo ho eo ny karazana ramanavy misy eto ambonin’ny tany araka filazana fantatra. Koa eto Madagasikara dia mahatratra 46 ny karazana fantatra, ka ny 80% dia eto ihany no ahitana azy ireo .

●Misy Gidro na Varika na Lémurien miisa 112 karazany eto Madagasikara, mizarazara amin’ny vondrom-pianakaviana (famille) 5, genre na karazany 15.

Raha toa ka 127 izany 50 taona lasa izay. Ahiana ho lany tamingana ny 95%-ny varika eto Madagasikara araka ny fampitam-baovao vokatry ny fahasimban’ny toeram-ponenan’izy ireo ankehitriny. Ny varika izay isan’ny biby mampiavaka an’i Madagasikara ary misintona mpizahantany vahiny maro .
Projet Kobaby
Projet Kobaby2 hours ago
🐦" Dendrocygne veuf "
photo 📸👉 Diego Jaramillo R

Distribution géographique : Zones tropicales de l’Amérique du sud, Afrique, au sud du Sahara, Madagascar et les Comores.
Le dendrocygne veuf se nourrit en picorant à la surface de l’eau, en barbotant et en pataugeant. Il pêche en général au crépuscule ou la nuit, mais peut se nourrir aussi pendant le jour. Il peut former de grandes bandes de centaines d’oiseaux. Il traîne durant la journée sur les zones sableuses et les vasières. Il se mélange parfois avec d’autres dendrocygnes sur ses zones de repos, mais il reste le plus souvent en groupe avec ceux de son espèce.
Le dendrocygne veuf se nourrit à 95% de végétation, riz, et graines, mais aussi de mollusques, d’insectes et de crustacés.
Extraordinaire Nature 🌳
#extraordinairenature
Projet Kobaby
Projet Kobaby1 day ago
Jacana...vorona hita ao Lac Mahery, parc national montagne d'ambre
Mahaliana ny fitaizany ny zanany. Rehefa lehibebe dia aterin'ny reniny @ rainy. Ny reny lasa mitady lahiny hafa indray...
Projet Kobaby
Projet Kobaby3 days ago
FANKASITRAHANA NY ASA VITAN'NY VONDRON'OLONA IFOTONY EO @ FIAROVANA NY FARITRA KOBABIANA MONTAGNE DES FRANÇAIS

GRATITUDE ET RECONNAISSANCE DU TRAVAIL BIEN FAIT DES COMMUNAUTÉS DE BASE ULG VOI FOKONOLONA
Projet Kobaby
Projet Kobaby1 week ago
Mamerina ny fiompiana landy any @ ala tapia

🐛 Mihavitsy ny landibe miaina eny amin’ny tapia noho ny antony maro samihafa toy ny fampiasana akora simika amin’ny fambolena eny amin’ny manodidina, ny famonoana bibikely afafy toy ny famonoana valala,...
Manao fiompiana landibe ny ao amin’ny Fokontany Ankalalahana, kaominina ambanivohitr’Arivonimamo II, hamerenana indray ny landibe eny amin’ny alan-tapia.

#FIOMPIANA #Ala #landy
Projet Kobaby
Projet Kobaby3 weeks ago
TIAKO DIA ZARAIKO...
MODELY AO @ REGION BONGOLAVA
PARTENARIAT TONGA LAFATRA

À propos de nous

logo KOBABY

Une approche intégrée et décentralisée de la gestion des ressources naturelles vers une prise de conscience collective et une responsabilité partagée.

Site maps

News letter

Recevez notre dernier nouvel directement dans votre boîte mail.

Contactez-nous

Immeuble Ny Havana, 2ème étage B3 Avenue Lally Tollendal 201 Antsiranana Madagascar

Copyright 2022 Kobaby by MADA-Digital